Psalms 78:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany rehetra izany anefa dia mbola nanota ihany izy ireo ka tsy nino ny fahagagana nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany rehetra izany, mbola nanota ihany izy ireo, ka tsy nino ny fahagagana nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na teo aza izany rehetra izany, dia mbola nanota ihany ireo; ary na teo aza ny zava-mahagaga nataony, dia tsy natoky an’Andriamanitra izy.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mbola nanota ihany izy ireo ka tsy nino ny fahagagana nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany rehetra izany anefa dia mbola nanota ihany izy ireo ka tsy nino ny fahagagana nataony.
malagasy
Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mbola nanota ihany izy ireo ka tsy nino ny fahagagana nataony.