Psalms 78:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanapitra ny androny tao anatin’ny zava-poana Izy ary ny taonany tao amin’ny horohoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nataony levona toy ny fofon’aina ny androny, ary notaperiny tampoka ny taonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa indray mitsoka monja no nandevonany ny fisiany; ary tamin’ny loza tampoka no nanaperany ny taonany.
Malagasy Bible 1865
Dia nampahalevona ny androny toy ny fofonaina Izy, ary ny taonany tamin'ny fampitahorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanapitra ny androny tao anatin’ny zava-poana Izy ary ny taonany tao amin’ny horohoro.
malagasy
Dia nampahalevona ny androny toy ny fofonaina Izy, ary ny taonany tamin'ny fampitahorana.