Psalms 78:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nisy novonoiny tamin’ireo dia nitady Azy izy dia niverina, dia nikatsaka Azy fatratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nasiany tamin’ny fahafatesana izy ireo vao nitady Azy, niverina izy ka dodona hahita an’Andriamanitra indray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha naringana izy, dia nitady an’Andriamanitra, ary mba niverina nikatsaka Azy ihany;
Malagasy Bible 1865
Raha novonoiny izy ireo, dia nitady hahalala an'Andriamanitra izy, ary niverina nikatsaka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nisy novonoiny tamin’ireo dia nitady Azy izy dia niverina, dia nikatsaka Azy fatratra.
malagasy
Raha novonoiny izy ireo, dia nitady hahalala an'Andriamanitra izy, ary niverina nikatsaka Azy.