Psalms 78:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa namitaka Azy tamin’ny vavany ireo ary tamin’ny lelany no nandaingany Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo namitaka Azy tamin’ny teniny izy ireo, ary nandainga taminy ny lelany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nanao teny fitaka hilaza lainga tamin’ny Tompo ireo;
Malagasy Bible 1865
Kanefa nanao vava malefaka taminy ireo, ary ny lelany no nandaingàny taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa namitaka Azy tamin’ny vavany ireo ary tamin’ny lelany no nandaingany Taminy.
malagasy
Kanefa nanao vava malefaka taminy ireo, ary ny lelany no nandaingàny taminy.