Psalms 78:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Impiry akory izy ireo no efa nikomy Taminy tany an-tany efitra ka nampalahelo Azy tany an-tany foana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Impiry akory moa izy ireo no niodina taminy tany an’efitra, nampahatezitra Azy tany amin’ny tany mangingina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Impiry impiry akory moa ireo no efa nikomy taminy tany an-taniefitra ka nampahatezitra Azy tany an-tany foana!
Malagasy Bible 1865
Impiry akory izy ireo no efa niodina taminy tany an-efitra, ka nampalahelo Azy tany amin'ny tany foana!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Impiry akory izy ireo no efa nikomy Taminy tany an-tany efitra ka nampalahelo Azy tany an-tany foana!
malagasy
Impiry akory izy ireo no efa niodina taminy tany an-efitra, ka nampalahelo Azy tany amin'ny tany foana!