Psalms 78:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naka fanahy an’Andriamanitra mandrakariva izy ka nampalahelo ny Iray Masin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka fanahy an’Andriamanitra tsy an-kijanona izy ireo, ary nihantsy an’ilay Masin’i Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nikiry nihantsy an’Andriamanitra izy ka nampalahelo an’ilay Masin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Naka fanahy an'Andriamanitra mandrakariva izy, ka nampalahelo ny Iray Masin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naka fanahy an’Andriamanitra mandrakariva izy ka nampalahelo ny Iray Masin’ny Israely.
malagasy
Naka fanahy an'Andriamanitra mandrakariva izy, ka nampalahelo ny Iray Masin'ny Isiraely.