Psalms 78:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba tsaroany ny namonjeny azy, na ny andro izay nanavotany azy tamin’ny fahavalo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tsaroany intsony ny heriny, ny andro nanafahany azy tamin’ny mpampahory,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohadinoiny ny hery nasehony fony Izy nanafaka azy tamin’ny mpampahory,
Malagasy Bible 1865
Tsy mba nahatsiaro ny tànany izy, dia ny andro izay nanavotany azy tamin'ny fahavalo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba tsaroany ny namonjeny azy, na ny andro izay nanavotany azy tamin’ny fahavalo,
malagasy
Tsy mba nahatsiaro ny tànany izy, dia ny andro izay nanavotany azy tamin'ny fahavalo,