Psalms 78:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa fihitra betsaka hamely azy Izy ka nandany azy ireny ary sahona ka nanimba azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalefany hamely azy ireo ny moka izay nihinana azy, ary ny sahona izay nahafaty azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nalefany hitsentsitra azy ireo ny fihitra ary hanimba zavatra ny sahona;
Malagasy Bible 1865
Nandefa lalitra betsaka hamely azy Izy, ka nandany azy ireny, ary sahona, ka nanimba azy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa fihitra betsaka hamely azy Izy ka nandany azy ireny ary sahona ka nanimba azy ireny.
malagasy
Nandefa lalitra betsaka hamely azy Izy, ka nandany azy ireny, ary sahona, ka nanimba azy ireny.[Na: fihitra, na kalalao]