Psalms 78:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanome ny vokatry ny taniny ho an’ny sompanga Izy ary ny vokatry ny asany ho an’ny valala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolony ho an’ny valala ny vokatry ny taniny, dia ho an’ireny andiany maro be, ny vokatry ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nomeny hohanin’ny sompanga ireo vokatry ny taniny ary hohanin’ny valala ny valin-kasasarany;
Malagasy Bible 1865
Dia nanome ny vokatry ny taniny ho an'ny sompanga Izy, ary ny sasany ho an'ny valala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanome ny vokatry ny taniny ho an’ny sompanga Izy ary ny vokatry ny asany ho an’ny valala.
malagasy
Dia nanome ny vokatry ny taniny ho an'ny sompanga Izy, ary ny sasany ho an'ny valala.