Psalms 78:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandatsaka ny fahatezerany mirehitra taminy Izy; eny, fahavinirana sy fahatezerana ary fampahoriana, dia anjely maro mitondra loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalefany hamely azy ny afon’ny fahatezerany, dia ny fahavinirana, fisafoahana, ary fampahoriana, tafik’Anjely mitondra loza avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nozeràny fahatezerana mirehitra ny Ejiptianina, dia fahavinirana sy fisafoahana ary fampahoriana izay toy ny andian’iraka tonga hitondra loza.
Malagasy Bible 1865
Nandatsaka ny fahatezerany mirehitra taminy Izy: eny, fahavinirana sy fahatezerana ary fampahoriana, dia anjely andiany mitondra loza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandatsaka ny fahatezerany mirehitra taminy Izy; eny, fahavinirana sy fahatezerana ary fampahoriana, dia anjely maro mitondra loza.
malagasy
Nandatsaka ny fahatezerany mirehitra taminy Izy: eny, fahavinirana sy fahatezerana ary fampahoriana, dia anjely andiany mitondra loza.