Psalms 78:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanorina teny vavolombelona teo amin’i Jakoba Izy ary teo amin’ny Israely no nametrahany lalàna izay nandidiany ny razantsika, hampahafantariny ny zanany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nametraka fitsipika teo amin’i Jakôba Izy, nanisy lalàna amin’i Israely; ka ny razantsika nasainy nampianatra izany amin’ny zanany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampijoro fitsipika ho an’ny vahoakany Izy ary nametraka lalàna teo amin’i Israely, ka nandidy ny razantsika mba hampianatra izany tantara izany amin’ireo zanany.
Malagasy Bible 1865
Fa nanorina teni-vavolombelona teo amin'i Jakoba Izy, ary teo amin'Isiraely no nametrahany lalàna, izay nandidiany ny razantsika, hampahafantariny ny zanany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanorina teny vavolombelona teo amin’i Jakoba Izy ary teo amin’ny Israely no nametrahany lalàna izay nandidiany ny razantsika, hampahafantariny ny zanany,
malagasy
Fa nanorina teni-vavolombelona teo amin'i Jakoba Izy, ary teo amin'Isiraely no nametrahany lalàna, izay nandidiany ny razantsika, hampahafantariny ny zanany;