Psalms 78:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanamboatra lalana ho an’ny fahatezerany Izy ary tsy niaro ny ain’ireo tamin’ny fahafatesana, fa nanolotra azy ho lanin’ny areti-mandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanampatra ny fahatezerany rehetra Izy, ka tsy namonjy ny fanahin’izy ireo tamin’ny fahafatesana, nanolotra ny ain’izy ireo tamin’ny fandringanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namparin’Andriamanitra ny fahatezerany, ka tsy narovany tamin’ny fahafatesana ireo fa natolony velona ho azon’ny areti-mandringana;
Malagasy Bible 1865
Namboatra lalana ho an'ny fahatezerany Izy, ary tsy niaro ny fanahin'ireo tamin'ny fahafatesana, fa nanolotra ny ainy ho lanin'ny areti-mandringana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanamboatra lalana ho an’ny fahatezerany Izy ary tsy niaro ny ain’ireo tamin’ny fahafatesana, fa nanolotra azy ho lanin’ny areti-mandringana.
malagasy
Namboatra lalana ho an'ny fahatezerany Izy, ary tsy niaro ny fanahin'ireo tamin'ny fahafatesana, fa nanolotra ny ainy ho lanin'ny areti-mandringana;