Psalms 78:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namely ny lahimatoa rehetra tany Ejipta Izy, dia ny voalohan-terany tany an-dain’i Hama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namely ny lahimatoa rehetra tany Ejipta Izy, dia ny santatry ny fahatanjahana tao an-dain’i Kama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
novonoiny ho faty avokoa ny lahimatoa rehetra tany Ejipta, dia ireo santatry ny hery tamin’ny ankohonan’ny terak’i Hama.
Malagasy Bible 1865
Ary namely ny lahimatoa rehetra tany Egypta Izy, dia ny voalohan'ainy tany an-dain'i Hama;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namely ny lahimatoa rehetra tany Ejipta Izy, dia ny voalohan-terany tany an-dain’i Hama.
malagasy
Ary namely ny lahimatoa rehetra tany Egypta Izy, dia ny voalohan'ainy tany an-dain'i Hama;