Psalms 78:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notarihiny tamim-piadanana izy ireo ka tsy mba natahotra, fa ny fahavalony kosa dia voasaron’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notarihiny tamim-pahalalana izy ireo, ka tsy nanan-java-mahatahotra, ary ny fahavalony kosa natelin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nentiny tamim-pilaminana ireo ka tsy natahotra, fa ny fahavalony no voasaron-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Nentiny soa aman-tsara izy ireo ka tsy mba natahotra; fa ny fahavalony kosa voasaron'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notarihiny tamim-piadanana izy ireo ka tsy mba natahotra, fa ny fahavalony kosa dia voasaron’ny ranomasina.
malagasy
Nentiny soa aman-tsara izy ireo ka tsy mba natahotra; fa ny fahavalony kosa voasaron'ny ranomasina.