Psalms 78:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitondra azy ho any amin’ny tany misy ny fitoerany masina Izy, dia ny tendrombohitra izay azon’ny tanany ankavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny izy ho tonga hatrany an-tsisin-taniny masina, hatrany an-tendrombohitra azon’ny tanany ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentiny ho any amin’ny tany masina ny vahoakany, teo amin’ilay tendrombohitra izay azony tamin-kery;
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra azy ho any amin'ny tany misy ny fitoerany masina Izy, dia ny tendrombohitra izay azon'ny tànany ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitondra azy ho any amin’ny tany misy ny fitoerany masina Izy, dia ny tendrombohitra izay azon’ny tanany ankavanana.
malagasy
Ary nitondra azy ho any amin'ny tany misy ny fitoerany masina Izy, dia ny tendrombohitra izay azon'ny tànany ankavanana.