Psalms 78:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandroaka ny Jentilisa teo anoloany Izy ka nanome ny tanin’ireny ho lova nozaraina tamin’ny kofehy fandrefesana, dia nampitoetra ireo fokon’ny Israely tao an-dainy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noroahiny teo anatrehan’izy ireo ny firenena, dia nozarainy ho azy ireo tamin’ny filokana ny zara lovany, ary nampitoeriny tao an-dainy ny fokon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noroahiny ny firenen-kafa teo anoloany, nozarainy antsapaka ho azy ny taniny; ka ny tranon’ireo firenen-kafa ireo ihany no nampitoerany ny fokon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nandroaka ny jentilisa teo anoloany Izy, ka nanome ny tanin'ireny ho lova nozaraina tamin'ny famolaina, dia nampitoetra ny firenen'Isiraely tao an-dainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandroaka ny Jentilisa* teo anoloany Izy ka nanome ny tanin’ireny ho lova nozaraina tamin’ny kofehy fandrefesana, dia nampitoetra ireo fokon’ny Israely tao an-dainy avy.
malagasy
Ary nandroaka ny jentilisa teo anoloany Izy, ka nanome ny tanin'ireny ho lova nozaraina tamin'ny famolaina, dia nampitoetra ny firenen'Isiraely tao an-dainy.