Psalms 78:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa naka fanahy an’Andriamanitra Avo Indrindra izy ka nikomy taminy ary tsy notandremany ny teny vavolombelony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia izany aza, mbola naka fanahy sy nihantsy an’Andriamanitra Avo indrindra ihany izy ireo, ka tsy nitandrina ny didiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa nihantsy an’Andriamanitra Avo Indrindra izy ka nikomy taminy sy nandika ny didiny;
Malagasy Bible 1865
Nefa naka fanahy an'Andriamanitra Avo Indrindra izy ka niodina taminy, ary ny teni-vavolombelony tsy notandremany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa naka fanahy an’Andriamanitra Avo Indrindra izy ka nikomy taminy ary tsy notandremany ny teny vavolombelony.
malagasy
Nefa naka fanahy an'Andriamanitra Avo Indrindra izy ka niodina taminy, ary ny teni-vavolombelony tsy notandremany.