Psalms 78:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihemotra izy ka nivadika tahaka ny razany dia nania tahaka ny tsipìka mamitaka ny mpampiasa azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niodina sy nivadika toy ny razany izy ireo, nibirioka toy ny tsipìka mandainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nihemotra sy nivadika toy ireo razany izy, eny, nisampotina toy ny tsipîka manody.
Malagasy Bible 1865
Ary nihemotra izy ka nivadika tahaka ny razany. Dia nania tahaka ny tsipìka manjiona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihemotra izy ka nivadika tahaka ny razany dia nania tahaka ny tsipìka mamitaka ny mpampiasa azy.
malagasy
Ary nihemotra izy ka nivadika tahaka ny razany. Dia nania tahaka ny tsipìka manjiona.