Psalms 78:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahatezitra Azy tamin’ny toerana fanaovany sorona izy sady nahasaro-piaro Azy tamin’ny sarin-javatra voasokitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahatezitra Azy, tamin’ny fitoerana avony; nampahasaro-piaro Azy, tamin’ny sampiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahatezitra ny Tompo izy tamin’ireo toeram-panasinany sady nankasiaka mafy Azy tamin’ny sarivongan’andriamani-tsiizy.
Malagasy Bible 1865
Ary nampahatezitra Azy tamin'ny fitoerana avony izy, sady nahasaro-piaro Azy tamin'ny sarin-javatra voasokitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahatezitra Azy tamin’ny toerana fanaovany sorona izy sady nahasaro-piaro Azy tamin’ny sarin-javatra voasokitra.
malagasy
Ary nampahatezitra Azy tamin'ny fitoerana avony izy, sady nahasaro-piaro Azy tamin'ny sarin-javatra voasokitra.