Psalms 78:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandre izany Andriamanitra dia tezitra ka nolaviny mihitsy ny Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra Andriamanitra nandre izany, tonga tsy tiany mainty i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatsapa izany Andriamanitra, dia nisafoaka; ka nariany tanteraka ny Israelita,
Malagasy Bible 1865
Ary nandre izany Andriamanitra, dia tezitra Izy ka nolaviny mihitsy ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandre izany Andriamanitra dia tezitra ka nolaviny mihitsy ny Israely
malagasy
Ary nandre izany Andriamanitra, dia tezitra Izy ka nolaviny mihitsy ny Isiraely,