Psalms 78:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahafantatra izany ny taranaka ho avy, dia ny zaza mbola hateraka, ka hitsangana hitory izany amin’ny zanany kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho fantatry ny taranaka ho avy, dia ny zaza mbola hateraka sy hiposaka, ka hotantarain’izy ireo indray izany, amin’izay zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ny taranaka ho avy, izany hoe ireo zaza mbola hateraka, dia hahafantatra ihany koa ka hijoro hampita amin-janany,
Malagasy Bible 1865
Mba hahafantatra izany ny taranaka ho avy - dia ny zaza mbola hateraka - ka hitsangana hitory izany amin'ny zanany kosa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahafantatra izany ny taranaka ho avy, dia ny zaza mbola hateraka, ka hitsangana hitory izany amin’ny zanany kosa.
malagasy
Mba hahafantatra izany ny taranaka ho avy - dia ny zaza mbola hateraka - ka hitsangana hitory izany amin'ny zanany kosa,