Psalms 78:60 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nahafoy ny tabernakeliny tao Silo Izy, dia ny tranolay izay naoriny teo amin’ny olona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nankasitrahiny ny fonenany tao Silô, dia ny lay izay nonenany tao amin’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nilaozany ny fonenany tao Silao, dia ny tranolay nitoerany teo amin’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Sady nahafoy ny tabernakeliny tao Silo Izy, dia ny lay izay naoriny teo amin'ny olona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nahafoy ny tabernakeliny* tao Silo Izy, dia ny tranolay izay naoriny teo amin’ny olona;
malagasy
Sady nahafoy ny tabernakeliny tao Silo Izy, dia ny lay izay naoriny teo amin'ny olona;