Psalms 78:63 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zatovolahiny dia lanin’ny afo ary ny zatovovaviny dia tsy mba nisy nidera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nolevonin’ny afo ny zatovolahiny, ary tsy nahare ny hiram-panambadiana ny zatovovaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kilan’ny afo ireo zatovolahiny; noho izany ireo zatovovaviny dia tsy nanaovana hiram-pampakarana;
Malagasy Bible 1865
Ny zatovolahiny dia lanin'ny afo; ary ny zatovovaviny tsy mba nanaovana hiram-panambadiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zatovolahiny dia lanin’ny afo ary ny zatovovaviny dia tsy mba nisy nidera.
malagasy
Ny zatovolahiny dia lanin'ny afo; ary ny zatovovaviny tsy mba nanaovana hiram-panambadiana.