Psalms 78:65 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha tahaka ny olona avy natory ny Tompo, tahaka ny lehilahy mahery izay miantsoantso azon’ny divay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifoha, tahaka ny olona natory, ny Tompo, sahala amin’ny mpiady mahery leon-divay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifoha ny Tompo toy ny avy natory, tahaka ny mpiady maherifo notairin’ny divay.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha ny Tompo tahaka ny anankiray avy natory, tahaka ny lehilahy mahery izay miantsoantso azon'ny divay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha tahaka ny olona avy natory ny Tompo, tahaka ny lehilahy mahery izay miantsoantso azon’ny divay.
malagasy
Dia nifoha ny Tompo tahaka ny anankiray avy natory, tahaka ny lehilahy mahery izay miantsoantso azon'ny divay.