Psalms 78:67 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanary ny tranolain’i Josefa Izy ary tsy nofidiny ny fokon’i Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tiany kosa anefa ny lain’i Josefa, ary nariany ny fokon’i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nariany ny taranak’i Jôsefa: tsy nofidiny ny fokon’i Efraîma,
Malagasy Bible 1865
Dia nanary ny lain'i Josefa Izy, ary ny firenen'i Efraima tsy nofidiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanary ny tranolain’i Josefa Izy ary tsy nofidiny ny fokon’i Efraima.
malagasy
Dia nanary ny lain'i Josefa Izy, ary ny firenen'i Efraima tsy nofidiny.