Psalms 78:68 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nifidy ny fokon’i Joda kosa Izy, dia ny tendrombohitra Ziona izay tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fokon’i Jodà no nofidiny, dia ny tendrombohitr’i Siôna izay efa tiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny fokon’i Joda no voafidiny ary ny tendrombohitra Tsiôna no maminy;
Malagasy Bible 1865
Fa nifidy ny firenen'i Joda kosa Izy, dia ny tendrombohitra Ziona izay tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nifidy ny fokon’i Joda* kosa Izy, dia ny tendrombohitra Ziona* izay tiany.
malagasy
Fa nifidy ny firenen'i Joda kosa Izy, dia ny tendrombohitra Ziona izay tiany.