Psalms 78:69 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny fitoerany masina ho tahaka ny havoana Izy, tahaka ny tany izay naoriny ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naoriny ny fitoerany masina, toy ny havoana manakatra ny lanitra, tahaka ny tany naorina ho mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
teo no nanorenany ny tempoliny ho avo toy ny lanitra ambony ary ho mafy tahaka ny tany izay najorony ho mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao ny fitoerany masina ho tahaka ny havoana Izy, tahaka ny tany izay naoriny ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny fitoerany masina ho tahaka ny havoana Izy, tahaka ny tany izay naoriny ho mandrakizay.
malagasy
Dia nanao ny fitoerany masina ho tahaka ny havoana Izy, tahaka ny tany izay naoriny ho mandrakizay.