Psalms 78:70 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nifidy an’i Davida mpanompony Izy ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifidy an’i Davida mpanompony Izy, ary nanesotra azy any am-balan’ny ondry;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofidiny i Davida mpanompony ka nalainy avy tany an-kijàna;
Malagasy Bible 1865
Dia nifidy an'i Davida mpanompony ka naka azy avy tany am-balan'ondry;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nifidy an’i Davida mpanompony Izy ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry;
malagasy
Dia nifidy an'i Davida mpanompony ka naka azy avy tany am-balan'ondry;