Psalms 78:72 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niandry ireo tamin’ny hitsim-po izy ka nitondra azy araka ny fahendren’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitarika azy araka ny fahitsian’ny fony, i Davida, ary nitondra azy tamin’ny tanana kinga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fo mahitsy no nikarakaran’i Davida azy ary tamim-pahakingana no nitarihany azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niandry ireo araka ny hitsin'ny fony izy, ka nitondra azy araka ny fahaizan'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niandry ireo tamin’ny hitsim-po izy ka nitondra azy araka ny fahendren’ny tanany.
malagasy
Dia niandry ireo araka ny hitsin'ny fony izy, ka nitondra azy araka ny fahaizan'ny tànany.