Psalms 78:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy ho tahaka ny razany izay taranaka maditra sy mpiodina, izy, dia taranaka izay tsy nampiorina ny fony sady tsy marina tamin’Andriamanitra ny fanahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy hanahaka ny razany izay taranaka maditra sy miodina, taranaka manana fo mivadibadika, sy fanahy tsy miraikitra amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ireto tsy hanahaka ireo razany izay taranaka naditra sy nikomy, taranaka nanana fo niovaova sy fanahy tsy natoky an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mba tsy ho tahaka ny razany, izay taranaka maditra sy miodina, izy, dia taranaka izay tsy nampiomana ny fony, sady tsy marina tamin'Andriamanitra ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy ho tahaka ny razany izay taranaka maditra sy mpiodina, izy, dia taranaka izay tsy nampiorina ny fony sady tsy marina tamin’Andriamanitra ny fanahiny.
malagasy
Mba tsy ho tahaka ny razany, izay taranaka maditra sy miodina, izy, dia taranaka izay tsy nampiomana ny fony, sady tsy marina tamin'Andriamanitra ny fanahiny.