Psalms 78:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanak’i Efraima izay nitondra tsipìka hitifirany dia niamboho tamin’ny andron’ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo taranak’i Efraima, mpandefa tsipìka mahay, dia niamboho tamin’ny andro niadiana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona tao amin’ny fokon’i Efraîma, izay nirongo tsipîka sy zana-tsipîka, dia nandositra tamin’ny andro fiadiana:
Malagasy Bible 1865
Ny zanak'i Efraima, izay nitondra tsipìka hitifirany, dia niamboho tamin'ny andro fiadiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanak’i Efraima izay nitondra tsipìka hitifirany dia niamboho tamin’ny andron’ny ady.
malagasy
Ny zanak'i Efraima, izay nitondra tsipìka hitifirany, dia niamboho tamin'ny andro fiadiana.