Psalms 79:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, tonga eto amin’ny lovanao ny Jentilisa ka nandoto ny tempolinao masina sady nanao an’i Jerosalema ho korontam-bato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’i Asafa. Ry Andriamanitra ô, ibosesehan’ny firenena ny lovanao, ka ny tempolinao masina nolotoiny; i Jerosalema nataony korontam-bato;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Asafa. Andriamanitra ô, nidiran’ireo hafa firenena ny taninao ka nozimbazimbainy ny tempolinao masina ary nataony korontam-bato i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra ô, tonga eto amin'ny lovanao ny jentilisa, ka nandoto ny tempolinao masina sady nanao an'i Jerosalema ho korontam-bato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, tonga eto amin’ny lovanao ny Jentilisa* ka nandoto ny tempolinao masina sady nanao an’i Jerosalema ho korontam-bato.
malagasy
[Fifonana noho ny faharavana nataon'ny fahavalo] Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra ô, tonga eto amin'ny lovanao ny jentilisa, ka nandoto ny tempolinao masina sady nanao an'i Jerosalema ho korontam-bato.