Psalms 79:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ny Jentilisa no hiteny hoe: Aiza izay Andriamaniny? Aoka ho fantatra any amin’ny Jentilisa, eo imasonay, ny famaliana ny ran’ny mpanomponao izay nalatsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana ny firenena no dia hilaza hoe: «Aiza izay Andriamanitr’izy ireo?» Aoka ho fantatra eo amin’ny firenena sy ho hitany maso, ny valim-bonoana hamalianao ny fandatsahana ny ran’ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana ny firenen-kafa no hanontany hoe: «Aiza àry izay Andriamanitrareo?» Aoka ho fantany sy hohitanay fa valianao ny ran’ireo mpanomponao izay novonoin’izy ireny ho faty!
Malagasy Bible 1865
Nahoana ny jentilisa no hanao hoe: aiza izay Andriamaniny? aoka ho fantatra amin'ny jentilisa eo imasonay ny famaliana ny ran'ny mpanomponao izay nalatsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ny Jentilisa no hiteny hoe: Aiza izay Andriamaniny? Aoka ho fantatra any amin’ny Jentilisa, eo imasonay, ny famaliana ny ran’ny mpanomponao izay nalatsaka.
malagasy
Nahoana ny jentilisa no hanao hoe: aiza izay Andriamaniny? aoka ho fantatra amin'ny jentilisa eo imasonay ny famaliana ny ran'ny mpanomponao izay nalatsaka.