Psalms 79:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho tonga eo anatrehanao ny senton’ny mpifatotra! Araka ny halehiben’ny sandrinao dia arovy tsy ho faty izay voaheloka ho faty!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hiakatra hatrany aminao ny fitarainan’ny voababo, vonjeo araka ny herin-tsandrinao ireo efa mila ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fitarainan’ireo voafonja! Araka ny haben’ny herinao no iarovy ny ain’ireo voaheloka ho faty.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fisentoan'ny mpifatotra; araka ny halehiben'ny sandrinao dia arovy tsy ho faty ny zanaky ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho tonga eo anatrehanao ny senton’ny mpifatotra! Araka ny halehiben’ny sandrinao dia arovy tsy ho faty izay voaheloka ho faty!
malagasy
Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fisentoan'ny mpifatotra; araka ny halehiben'ny sandrinao dia arovy tsy ho faty ny zanaky ny fahafatesana.