Psalms 79:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valio impito heny ho ao ampofoan’ny mifanila fonenana aminay ny fanaratsiana izay nataony Anao, Tompo ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azerao impito eo an-tratran’ireo mifanila toerana aminay, ny fanaratsiana nafitsony Anao, Tompo ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mba valio impito heny amin’ireo firenena mifanila aminay ny fanalàm-baràka nataony Anao.
Malagasy Bible 1865
Ary valio impito heny ho ao an-tratran'ny mifanila fonenana aminay ny fanaratsiana izay nanaratsiany Anao, Tompo ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valio impito heny ho ao ampofoan’ny mifanila fonenana aminay ny fanaratsiana izay nataony Anao, Tompo ô!
malagasy
Ary valio impito heny ho ao an-tratran'ny mifanila fonenana aminay ny fanaratsiana izay nanaratsiany Anao, Tompo ô.Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin'ny taranaka fara mandimby no hilazanay ny fideràna Anao.