Psalms 79:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin’ny taranaka fara aman-dimby no hilazanay ny fiderana Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izahay, vahoakanao, sy ondry amin’ny tanim-bilonao kosa, dia hanome voninahitra Anao mandrakizay; hitory ny fiderana Anao amin’ny taona mifandimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izahay vahoakanao, andian’ondry fiandrinao, dia hanolotra fisaorana Anao mandrakizay, hanambara ny fiderana Anao hatrany hatrany.
Malagasy Bible 1865
Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin'ny taranaka fara mandimby no hilazanay ny fideràna Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin’ny taranaka fara aman-dimby no hilazanay ny fiderana Anao.
malagasy
Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin'ny taranaka fara mandimby no hilazanay ny fideràna Anao.