Psalms 79:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fatin’ny mpanomponao dia nomeny hohanin’ny voromanidina ary ny nofon’ny olonao masina ho an’ny bibidia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fatin’ny mpanomponao, natolony hohanin’ny voromanidina, ary ny nofon’ny mpino Anao ho an’ny bibin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fatin’ny mpanomponao, eny, ny nofon’ireo mpivavaka aminao, dia nomeny ho sakafon’ny papango ary natsipiny hohanin’ny bibidia.
Malagasy Bible 1865
Ny fatin'ny mpanomponao nomeny hohanin'ny voro-manidina, ny nofon'ny olonao masina ho an'ny bibidia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fatin’ny mpanomponao dia nomeny hohanin’ny voromanidina ary ny nofon’ny olonao masina ho an’ny bibidia;
malagasy
Ny fatin'ny mpanomponao nomeny hohanin'ny voro-manidina, ny nofon'ny olonao masina ho an'ny bibidia;