Psalms 79:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny rany dia naidiny manodidina an’i Jerosalema tahaka ny rano ary tsy nisy nandevina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony nandriaka, hoatra ny rano, ny rany, manodidina an’i Jerosalema, sady tsy nisy olona handevina azy ireo akory!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ran’ireo mpanomponao dia nataony mandriaka toy ny rano manerana an’i Jerosalema, ka tsy misy olona tavela handevina.
Malagasy Bible 1865
Ny ràny naidiny manodidina an'i Jerosalema tahaka ny rano, ary tsy nisy handevina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny rany dia naidiny manodidina an’i Jerosalema tahaka ny rano ary tsy nisy nandevina azy.
malagasy
Ny ràny naidiny manodidina an'i Jerosalema tahaka ny rano, ary tsy nisy handevina.