Psalms 79:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fandatsan’ny mpiaramonina izahay sady faneso sy fanakoran’izay manodidina anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga fandàtsan’ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson’ny manodidina anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga fandatsan’ny vahoaka hafa izay mpifanila aminay izahay, zary fihomehezana sy faneso ho an’ireo firenena manodidina anay.
Malagasy Bible 1865
Tonga fandatsan'ny namanay izahay, sady faneso sy fanakoran'izay manodidina anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fandatsan’ny mpiaramonina izahay sady faneso sy fanakoran’izay manodidina anay.
malagasy
Tonga fandatsan'ny namanay izahay, sady faneso sy fanakoran'izay manodidina anay.