Psalms 79:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aidino amin’ny Jentilisa izay tsy mahalala Anao sy amin’ny fanjakana izay tsy miantso ny anaranao ny fahatezeranao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amparo amin’ny firenena tsy mahalala Anao ny hatezeranao, sy amin’ny fanjakana tsy miantso ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ireo firenen-kafa no hotezeranao, dia ireo firenena tsy mahalala Anao, ireo fanjakana tsy mivavaka aminao,
Malagasy Bible 1865
Aidino amin'ny jentilisa izay tsy mahalala Anao ny fahatezeranao, sy amin'ny fanjakana izay tsy miantso ny anaranao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aidino amin’ny Jentilisa izay tsy mahalala Anao sy amin’ny fanjakana izay tsy miantso ny anaranao ny fahatezeranao!
malagasy
Aidino amin'ny jentilisa izay tsy mahalala Anao ny fahatezeranao, sy amin'ny fanjakana izay tsy miantso ny anaranao;