Psalms 79:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nandany an’i Jakoba izy ireo sady nandrava ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ireny no efa nandany an’i Jakôba, sy nandrava ny fonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa norobainy ny taranak’i Jakôba ary nosimbàny ny tany fonenany.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nandany an'i Jakoba izy ireo sady nandrava ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nandany an’i Jakoba izy ireo sady nandrava ny fonenany.
malagasy
Fa efa nandany an'i Jakoba izy ireo sady nandrava ny fonenany.