Psalms 79:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza tsarovanao ny helokay taloha! Aoka ho avy haingana hitsena anay ny fiantranao! Fa reraka loatra izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza dia tsarovana aminay ny heloky ny razanay, ary aoka ho avy faingana hitsena anay ny fiantranao, fa mihoa-pampana ny fahorianay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza tsaroana hamelezana anay ny heloka vitan’ireo talohanay; fa aoka ny famindramponao no ho tonga haingana hitsena anay, satria voa mafy tokoa izahay!
Malagasy Bible 1865
Aza tsarovana aminay ny heloky ny razanay; aoka ho avy faingana hitsena anay ny fiantrànao, fa reraka indrindra izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza tsarovanao ny helokay taloha! Aoka ho avy haingana hitsena anay ny fiantranao! Fa reraka loatra izahay.
malagasy
Aza tsarovana aminay ny heloky ny razanay; aoka ho avy faingana hitsena anay ny fiantrànao, fa reraka indrindra izahay.