Psalms 79:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao! Afaho izahay ka mamelà ny helokay, noho ny anaranao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay, noho ny voninahitry ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra mpamonjinay ô, vonjeo izahay noho ny voninahitrao; mba avelao re ny fahotanay, ka afaho izahay noho ny lazanao.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao; ary afaho izahay, ka mamelà ny helokay, noho ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao! Afaho izahay ka mamelà ny helokay, noho ny anaranao!
malagasy
Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao; ary afaho izahay, ka mamelà ny helokay, noho ny anaranao.