Psalms 8:10 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh Tomponay, mba be voninahitra re ny Anaranao amin’ny tany rehetra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitray ô, endrey ny halehiben’ny voninahitrao manerana ny tany tontolo!