Psalms 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
inona moa ny olona no ahatsiarovanao azy? Ary inona ny zanak’olombelona no amangianao azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha banjiniko ny lanitrao, izay asan-tananao, mbamin’ny volana aman-kintana izay noforoninao, dia vaky vava aho hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha jereko ny lanitra asan-tananao sy ny volana aman-kintana napetrakao eny,
Malagasy Bible 1865
Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
inona moa ny olona no ahatsiarovanao azy? Ary inona ny zanak’olombelona no amangianao azy?
malagasy
Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy?