Psalms 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy ary nosatrohanao voninahitra sy famirapiratana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Inona ny olombelona no mba tsarovanao? ary ny zanak’olombelona no mba karakarainao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mba inona moa ny olombelona no tsarovanao, sy izay zanak’olombelona no karakarainao?
Malagasy Bible 1865
Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy ary nosatrohanao voninahitra sy famirapiratana.
malagasy
Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.