Psalms 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampanjakainao amin’ny asan’ny tananao izy, nataonao eo ambanin’ny tongony ny zavatra rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, nosatrohanao voninahitra amam-piandrianana izy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nataonao latsaka kely noho ny anjely izy, ka nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana;
Malagasy Bible 1865
Efa nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao izy; ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin'ny tongony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampanjakainao amin’ny asan’ny tananao izy, nataonao eo ambanin’ny tongony ny zavatra rehetra,
malagasy
Efa nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao izy; ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin'ny tongony,