Psalms 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny ondry aman’osy sy ny omby rehetra ary ny bibidia koa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanjakainao amin’ny asan-tananao izy, napetrakao eo ambany tongony ny zavatra rehetra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nampanjakainao amin’ny asan-tananao: nataonao ho eo an-tongony ny zava-drehetra,
Malagasy Bible 1865
Dia ny ondry aman'osy sy ny omby rehetra, ary ny bibidia koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny ondry aman’osy sy ny omby rehetra ary ny bibidia koa,
malagasy
Dia ny ondry aman'osy sy ny omby rehetra, ary ny bibidia koa,