Psalms 8:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO Andriamanitray ô, endre ny voninahitry ny anaranao amin’ny tany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
voromanidina aman-kazan-dranomasina, mbamin’izay mitety ny lalan-dranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny voro-manidina sy ny trondron-dranomasina izay miriaria manaraka ny onjan-driaka.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao amin'ny tany rehetra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO Andriamanitray ô, endre ny voninahitry ny anaranao amin’ny tany rehetra!
malagasy
Jehovah Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao amin'ny tany rehetra!