Psalms 80:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Mpiandry ny Israely ô, mihainoa, Ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny andian’ondry! Ianao, izay mipetraka eo amin’ny kerobima, misehoa ka mamirapirata!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Lisin’ny vavolombelona. Salamon’i Asafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny gitara. Salamo fahatsiarovana nataon’i Asafa.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon'i Asafa. Ry Mpiandry ny Isiraely ô, mihainoa, Hianao Izay mitondra an'i Josefa toy ny ondry; Hianao, Izay mipetraka amin'ny kerobima, mamirapiratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Mpiandry ny Israely ô, mihainoa, Ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny andian’ondry! Ianao, izay mipetraka eo amin’ny kerobima, misehoa ka mamirapirata!
malagasy
[Fivavahana ho an'ny Isiraely, voalobok'i Jehovah] Ho an'ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon'i Asafa. Ry Mpiandry ny Isiraely ô, mihainoa, Hianao Izay mitondra an'i Josefa toy ny ondry; Hianao, Izay mipetraka amin'ny kerobima, mamirapiratra.